plt_tn/exo/21/26.md

8 lines
261 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Raha misy olona
Eto ny hoe "olona" dia manondro ny tompon'ny andevo.
# fanonerana ny masony
''ho fandoavana". Ny fanonerana dia izay ataon'ny olona ho an'ny olona hafa na omena ny olona hafa mba hanamboarana izay efa nataony ka nahavery izany olona izany.