# Raha misy olona Eto ny hoe "olona" dia manondro ny tompon'ny andevo. # fanonerana ny masony ''ho fandoavana". Ny fanonerana dia izay ataon'ny olona ho an'ny olona hafa na omena ny olona hafa mba hanamboarana izay efa nataony ka nahavery izany olona izany.