plt_tn/exo/21/20.md

389 B

maty noho ny ny ratra

"noho ny ratra" na "satria namely azy ny tompony"

tsy maintsy ho faizina tokoa izany olona izany

DH: "tsy maintsy hanasazy izany lehilahy izany ianao"

satria hijaly amin'ilay fahaverezan'ny mpanompony izy

Afaka lazainao mazava ao amin'ny fandikan-teny fa sarobidy amin'ny tompony ny mpanompo. DH: "satria efa namoy ny mpanompony izay sarobidy taminy izy"