# maty noho ny ny ratra "noho ny ratra" na "satria namely azy ny tompony" # tsy maintsy ho faizina tokoa izany olona izany DH: "tsy maintsy hanasazy izany lehilahy izany ianao" # satria hijaly amin'ilay fahaverezan'ny mpanompony izy Afaka lazainao mazava ao amin'ny fandikan-teny fa sarobidy amin'ny tompony ny mpanompo. DH: "satria efa namoy ny mpanompony izay sarobidy taminy izy"