forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
389 B
Markdown
12 lines
389 B
Markdown
|
# maty noho ny ny ratra
|
||
|
|
||
|
"noho ny ratra" na "satria namely azy ny tompony"
|
||
|
|
||
|
# tsy maintsy ho faizina tokoa izany olona izany
|
||
|
|
||
|
DH: "tsy maintsy hanasazy izany lehilahy izany ianao"
|
||
|
|
||
|
# satria hijaly amin'ilay fahaverezan'ny mpanompony izy
|
||
|
|
||
|
Afaka lazainao mazava ao amin'ny fandikan-teny fa sarobidy amin'ny tompony ny mpanompo. DH: "satria efa namoy ny mpanompony izay sarobidy taminy izy"
|