plt_tn/exo/21/18.md

20 lines
533 B
Markdown

# tsy afa miala eo am-pandrinany
DH: "tsy tafarina eo am-pandriana" na "tsy maintsy matory eo am-pandriana"
# sitrana
"miha-tsara"
# tehina
Io tsora-kazo izay afaka ianteherana ho fanohanana rehefa mandeha.
# fotoanany very
Io dia manondro trangan-javatra rehefa misy olona tsy afaka miasa mba ahazoana vola. Afaka milaza izany mazava ianao amin'ny fandikana teny. DH: "ny fotoana tsy ahafahany miasa"
# miantoka ny fanasitranana azy tanteraka
"mandoa ny vidin'ny fanafodiny" na "mandoa ny vidin'ny fanasitranana azy" (UDB)