plt_tn/exo/21/18.md

533 B

tsy afa miala eo am-pandrinany

DH: "tsy tafarina eo am-pandriana" na "tsy maintsy matory eo am-pandriana"

sitrana

"miha-tsara"

tehina

Io tsora-kazo izay afaka ianteherana ho fanohanana rehefa mandeha.

fotoanany very

Io dia manondro trangan-javatra rehefa misy olona tsy afaka miasa mba ahazoana vola. Afaka milaza izany mazava ianao amin'ny fandikana teny. DH: "ny fotoana tsy ahafahany miasa"

miantoka ny fanasitranana azy tanteraka

"mandoa ny vidin'ny fanafodiny" na "mandoa ny vidin'ny fanasitranana azy" (UDB)