# tsy afa miala eo am-pandrinany DH: "tsy tafarina eo am-pandriana" na "tsy maintsy matory eo am-pandriana" # sitrana "miha-tsara" # tehina Io tsora-kazo izay afaka ianteherana ho fanohanana rehefa mandeha. # fotoanany very Io dia manondro trangan-javatra rehefa misy olona tsy afaka miasa mba ahazoana vola. Afaka milaza izany mazava ianao amin'ny fandikana teny. DH: "ny fotoana tsy ahafahany miasa" # miantoka ny fanasitranana azy tanteraka "mandoa ny vidin'ny fanafodiny" na "mandoa ny vidin'ny fanasitranana azy" (UDB)