plt_tn/exo/21/12.md

28 lines
633 B
Markdown

# mamono
"mamela" na "manafika"
# aoka ho vonoina tokoa izany olona izany
DH: "tsy maintsy vonoinao izany olona izany"
# tsy nanomana mialoha izany
"tsy nieritreritra ny hanao izany" na "tsy nanao izany noho ny antony"
# hanondro toerana hahafahany mandositra aho
Ny tanjon'ny fifidianana toerana iray dia afaka ambara mazava tsara eto. DH: "Hifidy toerana izay afaka handosiranao aho mba ho voaaro ianao"
# amin'ny hevi-petsy
"aorian'ny fieritreretany fatratra ny momba izany"
# aoka halainao izy
Ny teny hoe "izy" dia manondro ny olona izay nanomo ny mpiara-monina aminy.
# mba ho faty
DH: "mba ahafahanao mamono azy"