plt_tn/exo/21/12.md

633 B

mamono

"mamela" na "manafika"

aoka ho vonoina tokoa izany olona izany

DH: "tsy maintsy vonoinao izany olona izany"

tsy nanomana mialoha izany

"tsy nieritreritra ny hanao izany" na "tsy nanao izany noho ny antony"

hanondro toerana hahafahany mandositra aho

Ny tanjon'ny fifidianana toerana iray dia afaka ambara mazava tsara eto. DH: "Hifidy toerana izay afaka handosiranao aho mba ho voaaro ianao"

amin'ny hevi-petsy

"aorian'ny fieritreretany fatratra ny momba izany"

aoka halainao izy

Ny teny hoe "izy" dia manondro ny olona izay nanomo ny mpiara-monina aminy.

mba ho faty

DH: "mba ahafahanao mamono azy"