# mamono "mamela" na "manafika" # aoka ho vonoina tokoa izany olona izany DH: "tsy maintsy vonoinao izany olona izany" # tsy nanomana mialoha izany "tsy nieritreritra ny hanao izany" na "tsy nanao izany noho ny antony" # hanondro toerana hahafahany mandositra aho Ny tanjon'ny fifidianana toerana iray dia afaka ambara mazava tsara eto. DH: "Hifidy toerana izay afaka handosiranao aho mba ho voaaro ianao" # amin'ny hevi-petsy "aorian'ny fieritreretany fatratra ny momba izany" # aoka halainao izy Ny teny hoe "izy" dia manondro ny olona izay nanomo ny mpiara-monina aminy. # mba ho faty DH: "mba ahafahanao mamono azy"