plt_tn/exo/21/09.md

16 lines
472 B
Markdown

# fidiana
"mifidy"
# tsy tokony hampihena ny sakafony, ny fitafiany, na ny zo ara-panambadiany
DH: "tsy maintsy hanome ny sakafo, ny fitafiana, sy ny zo ara-panambadiana toy ny teo aloha ihany izy"
# hampihena
"manala" na "mandatsaka"
# na ny zo ara-panambadiany
Tafiditra ao amin'izany ireo zavatra izay tsy maintsy ataon'ny vadiny amin-dravehivavy, anisan'izany ny fiarahana matory aminy. DH: "ary tsy maintsy hiara-matory aminy tahaka ny taloha ihany izy" (UDB)