plt_tn/exo/21/09.md

472 B

fidiana

"mifidy"

tsy tokony hampihena ny sakafony, ny fitafiany, na ny zo ara-panambadiany

DH: "tsy maintsy hanome ny sakafo, ny fitafiana, sy ny zo ara-panambadiana toy ny teo aloha ihany izy"

hampihena

"manala" na "mandatsaka"

na ny zo ara-panambadiany

Tafiditra ao amin'izany ireo zavatra izay tsy maintsy ataon'ny vadiny amin-dravehivavy, anisan'izany ny fiarahana matory aminy. DH: "ary tsy maintsy hiara-matory aminy tahaka ny taloha ihany izy" (UDB)