# fidiana "mifidy" # tsy tokony hampihena ny sakafony, ny fitafiany, na ny zo ara-panambadiany DH: "tsy maintsy hanome ny sakafo, ny fitafiana, sy ny zo ara-panambadiana toy ny teo aloha ihany izy" # hampihena "manala" na "mandatsaka" # na ny zo ara-panambadiany Tafiditra ao amin'izany ireo zavatra izay tsy maintsy ataon'ny vadiny amin-dravehivavy, anisan'izany ny fiarahana matory aminy. DH: "ary tsy maintsy hiara-matory aminy tahaka ny taloha ihany izy" (UDB)