plt_tn/exo/19/12.md

810 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh.

Asio fefy

"manisy fefy''. Izany dia na marika na karazana sakana.

Na iza na iza mikasika ny tendrombohitra dia hovonoina ho faty tokoa izy

DH: "Tsy maintsy vonoina tokoa ny olona izay mikasika ny tendrombohitra" na "Tsy maintsy vonoina tokoa ny olon izay mikasika ny tendrombohitra"

Na iza na iza mikasika

"Ny olona izay mikasika" na "Izay mikasika"

olona tahaka izany

"olona izay manao izany" na "olona izay mikasika ny tendrombohitra"

hotoraham-bato tokoa izy na hotoraham-bato tokoa izy na hotifirina

DH: "Tsy maintsy torahanao vato na tifirinao izy"

hotifirina

Io dia manondro hoe vonoin'ny olona izay mitifitra zana-tsipika amin'ny tsipika na vato amin'ny antsamotady.

lavareny

"feo lava, sy mafy"