# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh. # Asio fefy "manisy fefy''. Izany dia na marika na karazana sakana. # Na iza na iza mikasika ny tendrombohitra dia hovonoina ho faty tokoa izy DH: "Tsy maintsy vonoina tokoa ny olona izay mikasika ny tendrombohitra" na "Tsy maintsy vonoina tokoa ny olon izay mikasika ny tendrombohitra" # Na iza na iza mikasika "Ny olona izay mikasika" na "Izay mikasika" # olona tahaka izany "olona izay manao izany" na "olona izay mikasika ny tendrombohitra" # hotoraham-bato tokoa izy na hotoraham-bato tokoa izy na hotifirina DH: "Tsy maintsy torahanao vato na tifirinao izy" # hotifirina Io dia manondro hoe vonoin'ny olona izay mitifitra zana-tsipika amin'ny tsipika na vato amin'ny antsamotady. # lavareny "feo lava, sy mafy"