plt_tn/exo/19/12.md

32 lines
810 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh.
# Asio fefy
"manisy fefy''. Izany dia na marika na karazana sakana.
# Na iza na iza mikasika ny tendrombohitra dia hovonoina ho faty tokoa izy
DH: "Tsy maintsy vonoina tokoa ny olona izay mikasika ny tendrombohitra" na "Tsy maintsy vonoina tokoa ny olon izay mikasika ny tendrombohitra"
# Na iza na iza mikasika
"Ny olona izay mikasika" na "Izay mikasika"
# olona tahaka izany
"olona izay manao izany" na "olona izay mikasika ny tendrombohitra"
# hotoraham-bato tokoa izy na hotoraham-bato tokoa izy na hotifirina
DH: "Tsy maintsy torahanao vato na tifirinao izy"
# hotifirina
Io dia manondro hoe vonoin'ny olona izay mitifitra zana-tsipika amin'ny tsipika na vato amin'ny antsamotady.
# lavareny
"feo lava, sy mafy"