plt_tn/exo/19/10.md

12 lines
241 B
Markdown

# tsy maintsy hanokananao ho Ahy azy ireo
Mety midika izany hoe "lazao izy ireo mba hanolo-tena ho Ahy" na "lazao izy ireo mba hanadio ny tenan'izy ireo ho Ahy".
# fitafiany
"akanjo"
# Mivonona
Io dia didy ho an'ny vahoakan'ny Israely.