# tsy maintsy hanokananao ho Ahy azy ireo Mety midika izany hoe "lazao izy ireo mba hanolo-tena ho Ahy" na "lazao izy ireo mba hanadio ny tenan'izy ireo ho Ahy". # fitafiany "akanjo" # Mivonona Io dia didy ho an'ny vahoakan'ny Israely.