plt_tn/exo/19/10.md

241 B

tsy maintsy hanokananao ho Ahy azy ireo

Mety midika izany hoe "lazao izy ireo mba hanolo-tena ho Ahy" na "lazao izy ireo mba hanadio ny tenan'izy ireo ho Ahy".

fitafiany

"akanjo"

Mivonona

Io dia didy ho an'ny vahoakan'ny Israely.