plt_tn/exo/19/07.md

587 B

nalahany nanoloana azy ireo ny teny rehetra

Soratan'ny mpanoratra toy ny hoe mandaha-teny anoloan'izy ireo ny filazan'i Mosesy zavatra amin'ny vahoaka. DH: "nilaza taminy ireo teny ireo"

ny teny rehetra izay nandidian'i Yaveh azy

Ny teny hoe "teny" dia manondro izay nolazain'i Yaveh. DH: "ny rehetra izay nandidian'i Yaveh azy"

notaterin'i Mosesy

Izay nandehanan'i Mosesy dia afaka ambara mazava. DH: "niverina niakatra teny an-tendrombohitra mba hitatitra i Mosesy"

tenin'ny olona

Ny teny hoe "teny" dia manondro izay nolazain'ny vahoaka. DH: "izay nolazain'ny vahoaka"