plt_tn/exo/19/07.md

16 lines
587 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nalahany nanoloana azy ireo ny teny rehetra
Soratan'ny mpanoratra toy ny hoe mandaha-teny anoloan'izy ireo ny filazan'i Mosesy zavatra amin'ny vahoaka. DH: "nilaza taminy ireo teny ireo"
# ny teny rehetra izay nandidian'i Yaveh azy
Ny teny hoe "teny" dia manondro izay nolazain'i Yaveh. DH: "ny rehetra izay nandidian'i Yaveh azy"
# notaterin'i Mosesy
Izay nandehanan'i Mosesy dia afaka ambara mazava. DH: "niverina niakatra teny an-tendrombohitra mba hitatitra i Mosesy"
# tenin'ny olona
Ny teny hoe "teny" dia manondro izay nolazain'ny vahoaka. DH: "izay nolazain'ny vahoaka"