# nalahany nanoloana azy ireo ny teny rehetra Soratan'ny mpanoratra toy ny hoe mandaha-teny anoloan'izy ireo ny filazan'i Mosesy zavatra amin'ny vahoaka. DH: "nilaza taminy ireo teny ireo" # ny teny rehetra izay nandidian'i Yaveh azy Ny teny hoe "teny" dia manondro izay nolazain'i Yaveh. DH: "ny rehetra izay nandidian'i Yaveh azy" # notaterin'i Mosesy Izay nandehanan'i Mosesy dia afaka ambara mazava. DH: "niverina niakatra teny an-tendrombohitra mba hitatitra i Mosesy" # tenin'ny olona Ny teny hoe "teny" dia manondro izay nolazain'ny vahoaka. DH: "izay nolazain'ny vahoaka"