plt_tn/exo/18/24.md

684 B

mpitarika ny vahoaka

Soratan'i Mosesy toy ny hoe loha amin'ny vatana ireo mpitarika ny vahoaka. DH: "ireo mpitarika ny vahoaka"

lehilahy mahavita

Izay afaka ataon'izy ireo dia azo ambara mazava. DH: ''lehilahy izay afaka mitarika" na "lehilahy izay afaka mitsara"

tranga

"zava-misy"

Ireo tranga saro-bahana no nentiny tany amin'i Mosesy

Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe mitondra ireo tranga sarotra eo aminy ny fitenenana amin'i Mosesy momba ny tranga sarotra. DH: "ireo tranga sarotra lazain'izy ireo amin'i Mosesy" na "rehefa misy tranga sarotra, dia hiteny amin'i Mosesy momba ireo izy ireo mba hitsarana azy ireo"

ireo tranga madinika

"ireo tranga mora vahana"