# mpitarika ny vahoaka Soratan'i Mosesy toy ny hoe loha amin'ny vatana ireo mpitarika ny vahoaka. DH: "ireo mpitarika ny vahoaka" # lehilahy mahavita Izay afaka ataon'izy ireo dia azo ambara mazava. DH: ''lehilahy izay afaka mitarika" na "lehilahy izay afaka mitsara" # tranga "zava-misy" # Ireo tranga saro-bahana no nentiny tany amin'i Mosesy Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe mitondra ireo tranga sarotra eo aminy ny fitenenana amin'i Mosesy momba ny tranga sarotra. DH: "ireo tranga sarotra lazain'izy ireo amin'i Mosesy" na "rehefa misy tranga sarotra, dia hiteny amin'i Mosesy momba ireo izy ireo mba hitsarana azy ireo" # ireo tranga madinika "ireo tranga mora vahana"