plt_tn/exo/18/24.md

20 lines
684 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# mpitarika ny vahoaka
Soratan'i Mosesy toy ny hoe loha amin'ny vatana ireo mpitarika ny vahoaka. DH: "ireo mpitarika ny vahoaka"
# lehilahy mahavita
Izay afaka ataon'izy ireo dia azo ambara mazava. DH: ''lehilahy izay afaka mitarika" na "lehilahy izay afaka mitsara"
# tranga
"zava-misy"
# Ireo tranga saro-bahana no nentiny tany amin'i Mosesy
Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe mitondra ireo tranga sarotra eo aminy ny fitenenana amin'i Mosesy momba ny tranga sarotra. DH: "ireo tranga sarotra lazain'izy ireo amin'i Mosesy" na "rehefa misy tranga sarotra, dia hiteny amin'i Mosesy momba ireo izy ireo mba hitsarana azy ireo"
# ireo tranga madinika
"ireo tranga mora vahana"