plt_tn/exo/18/21.md

1.1 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy miresaka amin'i Mosesy i Jetro.

Ary koa, tsy maintsy mifidy

"Fanampin'izany, dia tsy maintsy hifidy ianao" na ''Tsy maintsy hifidy ihany koa ianao"

Tsy maintsy hapetrakao ho mpanapaka ny olona izy ireo

Resahin'i Jetro toy ny hoe mametraka azy ireo hanapaka ny vahoaka ny fanomezana azy ireo fahefana amin'ny vahoaka. DH: Tsy maintsy hanome azy ireo fahefana hanapaka ny vahoaka ianao"

arivo, zato, dimampolo, ary folo

"vondrona 1.000, vondrona 100, vondrona 50, ary vondrona 10"

raharaha mahazatra

"raharaha tsotra"

fa ny tranga saro-bahana kosa hoentin'izy ireo eo aminao

Resahin'i Jetro toy ny hoe mitondra ny asa sarotra eo aminy ny fitenenana an'i Mosesy momba ny asa sarotra. DH: "ny asa sarotra izay ho tenenin'izy ireo" na "rehefa misy asa sarotra, dia hilaza aminao ny aminy izy ireo mba ahafahanao mitsara azy ireo"

izy ireo hiara-hizaka izay mavesatra aminao

Resahin'i Jetro toy ny hoe enta-mavesatra izay ho lanjain'izy ireony asa mafy izay ataon'izy ireo"

hiaritra

Izay hozakain'izy ireo dia afaka lazaina ambara mazava kokoa. DH: "mizaka ny tebiteby amin'ny asa"