plt_tn/exo/18/21.md

32 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy miresaka amin'i Mosesy i Jetro.
# Ary koa, tsy maintsy mifidy
"Fanampin'izany, dia tsy maintsy hifidy ianao" na ''Tsy maintsy hifidy ihany koa ianao"
# Tsy maintsy hapetrakao ho mpanapaka ny olona izy ireo
Resahin'i Jetro toy ny hoe mametraka azy ireo hanapaka ny vahoaka ny fanomezana azy ireo fahefana amin'ny vahoaka. DH: Tsy maintsy hanome azy ireo fahefana hanapaka ny vahoaka ianao"
# arivo, zato, dimampolo, ary folo
"vondrona 1.000, vondrona 100, vondrona 50, ary vondrona 10"
# raharaha mahazatra
"raharaha tsotra"
# fa ny tranga saro-bahana kosa hoentin'izy ireo eo aminao
Resahin'i Jetro toy ny hoe mitondra ny asa sarotra eo aminy ny fitenenana an'i Mosesy momba ny asa sarotra. DH: "ny asa sarotra izay ho tenenin'izy ireo" na "rehefa misy asa sarotra, dia hilaza aminao ny aminy izy ireo mba ahafahanao mitsara azy ireo"
# izy ireo hiara-hizaka izay mavesatra aminao
Resahin'i Jetro toy ny hoe enta-mavesatra izay ho lanjain'izy ireony asa mafy izay ataon'izy ireo"
# hiaritra
Izay hozakain'izy ireo dia afaka lazaina ambara mazava kokoa. DH: "mizaka ny tebiteby amin'ny asa"