# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy miresaka amin'i Mosesy i Jetro. # Ary koa, tsy maintsy mifidy "Fanampin'izany, dia tsy maintsy hifidy ianao" na ''Tsy maintsy hifidy ihany koa ianao" # Tsy maintsy hapetrakao ho mpanapaka ny olona izy ireo Resahin'i Jetro toy ny hoe mametraka azy ireo hanapaka ny vahoaka ny fanomezana azy ireo fahefana amin'ny vahoaka. DH: Tsy maintsy hanome azy ireo fahefana hanapaka ny vahoaka ianao" # arivo, zato, dimampolo, ary folo "vondrona 1.000, vondrona 100, vondrona 50, ary vondrona 10" # raharaha mahazatra "raharaha tsotra" # fa ny tranga saro-bahana kosa hoentin'izy ireo eo aminao Resahin'i Jetro toy ny hoe mitondra ny asa sarotra eo aminy ny fitenenana an'i Mosesy momba ny asa sarotra. DH: "ny asa sarotra izay ho tenenin'izy ireo" na "rehefa misy asa sarotra, dia hilaza aminao ny aminy izy ireo mba ahafahanao mitsara azy ireo" # izy ireo hiara-hizaka izay mavesatra aminao Resahin'i Jetro toy ny hoe enta-mavesatra izay ho lanjain'izy ireony asa mafy izay ataon'izy ireo" # hiaritra Izay hozakain'izy ireo dia afaka lazaina ambara mazava kokoa. DH: "mizaka ny tebiteby amin'ny asa"