plt_tn/exo/18/17.md

1.0 KiB

Handrera-tena tokoa ianareo

"hahatongas ny tenanareo ho reraka tokoa ianareo"

Mavesatra loatra ho anao izao zioga izao

Resahin'i Jetro toy ny hoe entana ara-batana izay lanjain'i Mosesy ny asa mafy izay ataon'i Mosesy. DH: "Io asa io dia mafy loatra ho anareo"

Hanoro hevitra

"torolalana" na "fanoroana"

Andriamanitra homba anao

Resahin'i Jetro toy ny hoe fiarahana amin'i Mosesy Andriamanitra ny fanampian'Andriamanitra an'i Mosesy. DH: "hanampy anao Andriamanitra" na "hanome anao fahendrena Andriamanitra"

mitondra ny adin'izy ireo eo aminy

Resahin'i Jetro toy ny hoe fitondran'i Mosesy ny adin'izy ireo amin'Andriamanitra ny filazan'i Mosesy momba ny adin'izy ireo amin'Andriamanitra. DH: "lazaonareo amin'Andriamanitra ny momba ny adinareo" na "lazaonareo amin'Andriamanitra izay hiadian'izy ireo"

Tsy maintsy hasehonao azy ireo ny lalana tokony haleha

Resahin'i Jetro toy ny hoe mandeha ny fiainana sy ny fitondran-tena. DH: "Tsy maintsy haneho azy ireo ny fomba fiainany ianao" na "Tsy maintsy haneho azy ireo ny fomba hitondran-tena ianao"