plt_tn/exo/18/17.md

24 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Handrera-tena tokoa ianareo
"hahatongas ny tenanareo ho reraka tokoa ianareo"
# Mavesatra loatra ho anao izao zioga izao
Resahin'i Jetro toy ny hoe entana ara-batana izay lanjain'i Mosesy ny asa mafy izay ataon'i Mosesy. DH: "Io asa io dia mafy loatra ho anareo"
# Hanoro hevitra
"torolalana" na "fanoroana"
# Andriamanitra homba anao
Resahin'i Jetro toy ny hoe fiarahana amin'i Mosesy Andriamanitra ny fanampian'Andriamanitra an'i Mosesy. DH: "hanampy anao Andriamanitra" na "hanome anao fahendrena Andriamanitra"
# mitondra ny adin'izy ireo eo aminy
Resahin'i Jetro toy ny hoe fitondran'i Mosesy ny adin'izy ireo amin'Andriamanitra ny filazan'i Mosesy momba ny adin'izy ireo amin'Andriamanitra. DH: "lazaonareo amin'Andriamanitra ny momba ny adinareo" na "lazaonareo amin'Andriamanitra izay hiadian'izy ireo"
# Tsy maintsy hasehonao azy ireo ny lalana tokony haleha
Resahin'i Jetro toy ny hoe mandeha ny fiainana sy ny fitondran-tena. DH: "Tsy maintsy haneho azy ireo ny fomba fiainany ianao" na "Tsy maintsy haneho azy ireo ny fomba hitondran-tena ianao"