# Handrera-tena tokoa ianareo "hahatongas ny tenanareo ho reraka tokoa ianareo" # Mavesatra loatra ho anao izao zioga izao Resahin'i Jetro toy ny hoe entana ara-batana izay lanjain'i Mosesy ny asa mafy izay ataon'i Mosesy. DH: "Io asa io dia mafy loatra ho anareo" # Hanoro hevitra "torolalana" na "fanoroana" # Andriamanitra homba anao Resahin'i Jetro toy ny hoe fiarahana amin'i Mosesy Andriamanitra ny fanampian'Andriamanitra an'i Mosesy. DH: "hanampy anao Andriamanitra" na "hanome anao fahendrena Andriamanitra" # mitondra ny adin'izy ireo eo aminy Resahin'i Jetro toy ny hoe fitondran'i Mosesy ny adin'izy ireo amin'Andriamanitra ny filazan'i Mosesy momba ny adin'izy ireo amin'Andriamanitra. DH: "lazaonareo amin'Andriamanitra ny momba ny adinareo" na "lazaonareo amin'Andriamanitra izay hiadian'izy ireo" # Tsy maintsy hasehonao azy ireo ny lalana tokony haleha Resahin'i Jetro toy ny hoe mandeha ny fiainana sy ny fitondran-tena. DH: "Tsy maintsy haneho azy ireo ny fomba fiainany ianao" na "Tsy maintsy haneho azy ireo ny fomba hitondran-tena ianao"