plt_tn/exo/18/01.md

24 lines
778 B
Markdown

# rafozan-dahin'i Mosesy
Io dia manondro ny rain'ny vadin'i Mosesy.
# Zipora, vadin'i Mosesy...ary ireo zanany roa lahy
Ireo mety ho heviny dia 1) naka an'i Zipora sy ireo zanany roalahy ho eo amin'i Mosesy i Jetro, 2) nandray an'i Zipora sy ireo zanany roalahy nialoha i Jetro.
# taorian'ny nampodiany azy
Io dia zavatra nataon'i Mosesy aloha be. DH: "taorian'ny nandefasan'i Mosesy azy hody any amin'ny ray aman-dreniny"
# Gersoma
Io dia zanak'i Mosesy sy Zipora lahy, izay ny anarany dia midika hoe "vahiny".
# Eliezera
Io dia zanak'i Mosesy sy Zipora lahy, izay ny anarany dia midika hoe "Andriamanitra dia Ilay izay manampy ahy."
# sabatr'i Farao
Io dia manondro fa hoe novonoin'i Farao na ny tafik'i Farao. DH: "novonoin'i Farao" na "novonoin'ny tafik'i Farao"