# rafozan-dahin'i Mosesy Io dia manondro ny rain'ny vadin'i Mosesy. # Zipora, vadin'i Mosesy...ary ireo zanany roa lahy Ireo mety ho heviny dia 1) naka an'i Zipora sy ireo zanany roalahy ho eo amin'i Mosesy i Jetro, 2) nandray an'i Zipora sy ireo zanany roalahy nialoha i Jetro. # taorian'ny nampodiany azy Io dia zavatra nataon'i Mosesy aloha be. DH: "taorian'ny nandefasan'i Mosesy azy hody any amin'ny ray aman-dreniny" # Gersoma Io dia zanak'i Mosesy sy Zipora lahy, izay ny anarany dia midika hoe "vahiny". # Eliezera Io dia zanak'i Mosesy sy Zipora lahy, izay ny anarany dia midika hoe "Andriamanitra dia Ilay izay manampy ahy." # sabatr'i Farao Io dia manondro fa hoe novonoin'i Farao na ny tafik'i Farao. DH: "novonoin'i Farao" na "novonoin'ny tafik'i Farao"