plt_tn/exo/16/28.md

24 lines
889 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka amin'i Mosesy i Yaveh, nefa ny teny hoe "ianareo" dia manondro ny vahoaka amin'ny ankapobeny.
# Mandra-pahovina no handavanareo hitandrina ireo didiko sy ireo lalàko?
Nampiasa io fanontaniana io Andriamanitra mba hibedesana ny vahoaka satria tsy nankato ireo lalàny izy ireo. DH: "Ianareo vahoaka dia tsy mbola mitandrina ireo didiko sy ireo lalàko!"
# hitandrina ireo didiko sy ireo lalàko
''mba hankato ireo didiko sy ireo lalàko"
# nomen'i Yaveh anareo ny andro Sabata
Resahin'i Yaveh toy ny fanomezana ny Sabata ny fampianarana ny vahoaka hitsahatra amin'ny Sabata. DH: "Izaho, Yaveh, dia efa nampianatra anareo hitsahatra amin'ny Sabata"
# andro fahenina...roa andro...andro fahafito
"andro faha-6...2 andro...andro faha-7"
# mofo
Io dia manondro ny mofo izay nanify tahaka ny ando niseho teny amin'ny tany isa-maraina.