plt_tn/exo/16/01.md

742 B

tany efitr'i Sina

Ny teny hoe "Sina" eto dia anarana efitra Hebreo. Tsy teny anglisy hoe "fahotana" izany.

tamin'ny andro fahadimy ambiny folo tamin'ny volana faharoa

Io fotoana io dia mifanindry amin'ny faran'ny Aprily sy ny voalohan'ny May amin'ny tetiandro Tandrefana. DH: "amin'ny andro faha-15 amin'ny volana faharoa"

fivondronan'ny Israelita rehetra

"ireo Israelita rehetra". Io dia amin'ny ankapobeny. Tsy nitaraina i Mosesy sy i Arona. DH: ''ireo Israelita"

nitaraina

"tezitra ary niteny"

Raha mba maty

Io dia fomba fiteny entina hilazana fa naniry ny ho faty izy ireo. DH: "Aleonao maty"

'ny tanan'i Yaveh

Ny andianteny hoe "tanan'i Yaveh" dia manondro ny asan'Andriamanitra. DH: "tamin'ny asan'Andriamanitra"