plt_tn/exo/16/01.md

24 lines
742 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tany efitr'i Sina
Ny teny hoe "Sina" eto dia anarana efitra Hebreo. Tsy teny anglisy hoe "fahotana" izany.
# tamin'ny andro fahadimy ambiny folo tamin'ny volana faharoa
Io fotoana io dia mifanindry amin'ny faran'ny Aprily sy ny voalohan'ny May amin'ny tetiandro Tandrefana. DH: "amin'ny andro faha-15 amin'ny volana faharoa"
# fivondronan'ny Israelita rehetra
"ireo Israelita rehetra". Io dia amin'ny ankapobeny. Tsy nitaraina i Mosesy sy i Arona. DH: ''ireo Israelita"
# nitaraina
"tezitra ary niteny"
# Raha mba maty
Io dia fomba fiteny entina hilazana fa naniry ny ho faty izy ireo. DH: "Aleonao maty"
# 'ny tanan'i Yaveh
Ny andianteny hoe "tanan'i Yaveh" dia manondro ny asan'Andriamanitra. DH: "tamin'ny asan'Andriamanitra"