# tany efitr'i Sina Ny teny hoe "Sina" eto dia anarana efitra Hebreo. Tsy teny anglisy hoe "fahotana" izany. # tamin'ny andro fahadimy ambiny folo tamin'ny volana faharoa Io fotoana io dia mifanindry amin'ny faran'ny Aprily sy ny voalohan'ny May amin'ny tetiandro Tandrefana. DH: "amin'ny andro faha-15 amin'ny volana faharoa" # fivondronan'ny Israelita rehetra "ireo Israelita rehetra". Io dia amin'ny ankapobeny. Tsy nitaraina i Mosesy sy i Arona. DH: ''ireo Israelita" # nitaraina "tezitra ary niteny" # Raha mba maty Io dia fomba fiteny entina hilazana fa naniry ny ho faty izy ireo. DH: "Aleonao maty" # 'ny tanan'i Yaveh Ny andianteny hoe "tanan'i Yaveh" dia manondro ny asan'Andriamanitra. DH: "tamin'ny asan'Andriamanitra"