plt_tn/exo/15/19.md

616 B

Miriama ... Arona

Miriama dia anabavin'i Mosesy sy Arona zokiny indrindra

ampongatapaka

Izany dia zava-maneno tahaka ny amponga kely izay misy sombim-by kely manodidina ny sisiny izay mamoaka feo rehefa ahetsika.

fa nandresy am-boninahitra Izy

"nandresy am-boninahitra ireo fahavalony"

Ny soavaly sy ny mpitaingina izany dia natsipiny tao anaty ranomasina

Nihira i Miriama momba an'Andriamanitra ny nanaronany ny ranomasina sy nandentehany ny soavaly ary ny mpitaingina tahaka ny hoe nandetika azy ireo tao an-dranomasina Andriamanitra. DH: "Nalentiny tao an-dranomasina ny soavaly sy ny mpitaingina"