# Miriama ... Arona Miriama dia anabavin'i Mosesy sy Arona zokiny indrindra # ampongatapaka Izany dia zava-maneno tahaka ny amponga kely izay misy sombim-by kely manodidina ny sisiny izay mamoaka feo rehefa ahetsika. # fa nandresy am-boninahitra Izy "nandresy am-boninahitra ireo fahavalony" # Ny soavaly sy ny mpitaingina izany dia natsipiny tao anaty ranomasina Nihira i Miriama momba an'Andriamanitra ny nanaronany ny ranomasina sy nandentehany ny soavaly ary ny mpitaingina tahaka ny hoe nandetika azy ireo tao an-dranomasina Andriamanitra. DH: "Nalentiny tao an-dranomasina ny soavaly sy ny mpitaingina"