plt_tn/exo/15/19.md

16 lines
616 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Miriama ... Arona
Miriama dia anabavin'i Mosesy sy Arona zokiny indrindra
# ampongatapaka
Izany dia zava-maneno tahaka ny amponga kely izay misy sombim-by kely manodidina ny sisiny izay mamoaka feo rehefa ahetsika.
# fa nandresy am-boninahitra Izy
"nandresy am-boninahitra ireo fahavalony"
# Ny soavaly sy ny mpitaingina izany dia natsipiny tao anaty ranomasina
Nihira i Miriama momba an'Andriamanitra ny nanaronany ny ranomasina sy nandentehany ny soavaly ary ny mpitaingina tahaka ny hoe nandetika azy ireo tao an-dranomasina Andriamanitra. DH: "Nalentiny tao an-dranomasina ny soavaly sy ny mpitaingina"