plt_tn/exo/15/14.md

12 lines
429 B
Markdown

# hangovitra
Izany dia midika hoe mihozongozona satria matahotra ianao.
# hisambotra ireo mponin'i Filistia ny horohoro
Resahin'i Mosesy toy ny olona izay afaka mihazona amin-kery olona sy mampitahotra azy ireo fatratra ny horohoro. DH: "hatahotra ireo mponin'i Filistia"
# ho ketraka
Resahin'i Mosesy toy ny hoe ketraka ny olona lasa malemy noho ny tahotr'izy ireo. DH: "halemy noho ny tahotra" na "hatahotra sy ho reraka"