plt_tn/exo/15/14.md

429 B

hangovitra

Izany dia midika hoe mihozongozona satria matahotra ianao.

hisambotra ireo mponin'i Filistia ny horohoro

Resahin'i Mosesy toy ny olona izay afaka mihazona amin-kery olona sy mampitahotra azy ireo fatratra ny horohoro. DH: "hatahotra ireo mponin'i Filistia"

ho ketraka

Resahin'i Mosesy toy ny hoe ketraka ny olona lasa malemy noho ny tahotr'izy ireo. DH: "halemy noho ny tahotra" na "hatahotra sy ho reraka"