# hangovitra Izany dia midika hoe mihozongozona satria matahotra ianao. # hisambotra ireo mponin'i Filistia ny horohoro Resahin'i Mosesy toy ny olona izay afaka mihazona amin-kery olona sy mampitahotra azy ireo fatratra ny horohoro. DH: "hatahotra ireo mponin'i Filistia" # ho ketraka Resahin'i Mosesy toy ny hoe ketraka ny olona lasa malemy noho ny tahotr'izy ireo. DH: "halemy noho ny tahotra" na "hatahotra sy ho reraka"