plt_tn/exo/14/29.md

12 lines
311 B
Markdown

# Israely
Ny fisehon'ny hoe "Israely" tsirairay dia manondro ny vahoakan'i Israely. DH: "vahoakan'i Israely" na "ireo Israelita"
# tamin'ny tanan'ny Egyptiana
Eto ny teny hoe "tanana'' dia manondro hery. DH: "tamin'ny herin'ireo Egyptiana"
# amoron-dranomasina
"amin'ny tany manaraka ny sisin-dranomasina"