# Israely Ny fisehon'ny hoe "Israely" tsirairay dia manondro ny vahoakan'i Israely. DH: "vahoakan'i Israely" na "ireo Israelita" # tamin'ny tanan'ny Egyptiana Eto ny teny hoe "tanana'' dia manondro hery. DH: "tamin'ny herin'ireo Egyptiana" # amoron-dranomasina "amin'ny tany manaraka ny sisin-dranomasina"