plt_tn/exo/14/29.md

311 B

Israely

Ny fisehon'ny hoe "Israely" tsirairay dia manondro ny vahoakan'i Israely. DH: "vahoakan'i Israely" na "ireo Israelita"

tamin'ny tanan'ny Egyptiana

Eto ny teny hoe "tanana'' dia manondro hery. DH: "tamin'ny herin'ireo Egyptiana"

amoron-dranomasina

"amin'ny tany manaraka ny sisin-dranomasina"