plt_tn/exo/14/23.md

8 lines
302 B
Markdown

# Nahatonga horohoro teo amin'ireo Egyptiana Izy
Ny horohoro dia rehefa lasa matahotra loatra fa tsy nihevitra tsara izy ireo.
# Nihitsoka ny kodiaran'ny kalesin'izy ireo
DH: "Nampihitsoka ny kodiaran'ny kalesin'izy ireo ny fotaka" na "Niraikitra tao amin'ny fotaka ny kodiaran'ny kalesin'izy ireo"