# Nahatonga horohoro teo amin'ireo Egyptiana Izy Ny horohoro dia rehefa lasa matahotra loatra fa tsy nihevitra tsara izy ireo. # Nihitsoka ny kodiaran'ny kalesin'izy ireo DH: "Nampihitsoka ny kodiaran'ny kalesin'izy ireo ny fotaka" na "Niraikitra tao amin'ny fotaka ny kodiaran'ny kalesin'izy ireo"