plt_tn/exo/14/23.md

302 B

Nahatonga horohoro teo amin'ireo Egyptiana Izy

Ny horohoro dia rehefa lasa matahotra loatra fa tsy nihevitra tsara izy ireo.

Nihitsoka ny kodiaran'ny kalesin'izy ireo

DH: "Nampihitsoka ny kodiaran'ny kalesin'izy ireo ny fotaka" na "Niraikitra tao amin'ny fotaka ny kodiaran'ny kalesin'izy ireo"